Hevitra momba ny TSIKY
Hiverina amin'ny TSIKY
hjravs (
11/04/2015 06:16)
"ny fitsikiana hono no manambara ny fahadiovan'ny fo", ka hoy aho hoe:
na misy likiliky, mihindrama tsikitsiky, fa mahafinaritra ny mahita anao mihomehy, endrey, tsara tarehy! mahafinaritra ilay tononkalo e!