Commentaire à propos de Mon ami

Revenir à Mon ami
sejianis ( 23/04/2004 11:05)
fa kongaha hoe tsy 100% malagasy ity sehatra ity?
manjakely ( 10/05/2004 18:45)
lollll!hihihihihi
aladin ( 11/05/2004 07:44)
tsy 'zah kousa no nanoratra an'io fa nampidirin'oul afa io e!aza masiaka amiko 'zany ry sejianis fa tsy 'zah no nanao an'io a!
samymalagasy ( 09/07/2004 11:01)
nareo kosa tsy manaradalana ry rado a nefa efa hoe 100% malagasy ty
tena oumeko tsiny mintss nareo sy karen
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098