You are here: home > Vetso

anio amin'ny folo - alokirifiry

Azo vakiana?

amin'ny hafaliana lehehibe no ampandrenesako
anareo havana tsy mbola nahareha
fa anio amin'ny folo no ora hafatesako
anio ami'ny folo aho no haninga handeha
hiazo ny lanitra ka handao ny tany
hiova fianana,hiova tontolo
anio no voatondro hatanterahan'izany
handao anareo aho anio amin'ny folo


ny hany tokana mba hanafarak
hitalaoko,hiangaviko
dia andevenana ah miaraka ilay gitarako
fa iny no tokana nahasolo ilay olon_tiko
                               Ny alok'irifiry

Mombamomba

Mpanoratra : alokirifiry

Nampiditra : alokirifiry
Daty : 15/03/2018
Mpamangy : 549
Mankafy : 0