fitia nekeko - Ando
Azo vakiana?
Hatram 'zao anio zao
No anekeko ho anao
Ny fitia manontolo
Zay ao am-poko ao
Ka ho koloiko
Sy ho hajaiko
Hatrany am-para_pofonaiko
Na maro fandrika sy sarotra
Ny lalana hizorantsika
Tsy ataoko sakana na tahotra
Satria ny safidiko efa vita
tapitra fa niakatra ny soratra sakaymena
Sokajy :
Fitiavana, hanova panoratra
Hevitra mandeha
chrislyd2 (16/06/2009 21:19:29)
Le soratra tsy niakatra, fa ny page no ni-défile
endrika01 (21/06/2009 10:57:48)
niakatra aiza hono le soratra?
chrislyd2 (21/06/2009 23:09:44)
Maniry mafy aho, mba te hahalala
Ilay endrikao, tsy manana sahala !!!
Valiny : le soratra aza tsy mihetsika akory, f i sakaymena mitsy no efa lasam-borona t@le tononkalo de mandroroha ny masony
endrika01 (02/07/2009 05:06:56)
Iny indray no tsy itako ry i chrislyd2
chrislyd2 (03/07/2009 11:49:05)
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Ando
Nampiditra : sakaymenaDaty : 16/06/2009
Mpamangy : 1344
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
VavakaVavaka sy Fisaorana