Anjarako - AndriaOnjatiana
Nantsain'i
ikalamako
ikalamako
Ianao no voafidy
Ato anaty foko
Ka tsy hisy handrava
Izany fitiavako izany
.
Anjaram-pitia
Hiaraka ho doria
Fa feno fitia
Ny antsika roa mandrakizay
.
Tsy mbola nisy fitia
Tsapako mamy tahaka ity
Fa ianao irery iany
Safidin'ny fo ka tsy ho very
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : AndriaOnjatiana

Nampiditra : gabyrazafindramanana.noc
Daty : 07/01/2019
Mpamangy : 677
Mankafy : 0