RDB (Anjariliva)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy akon'ny tamberina nadonan'ny fo tia
monja fotsiny ihany
No teraka ao fa tia
Tsy alaina ka aterina toy ny fitia iainana eto an-tany
Satria hoe malia
Fa tosa-pahazavana mitia manerinerina
fitiavana tamàna, tsy leo mamerimberina ny toky tany ho any
O RDB, izany ka fitia
Tsy misy mahatakalo
Tsy manam -pahavalo
--------
Rohy:
Sokajy : Malalaka - Fitiavana
2040 2
Mpakafy: amfhaja - Rhasinats
Hevitra mandeha
helitiana ( 17/11/2006 12:11)
inona kay ilay hoe RDB?
ledada ( 21/11/2006 11:00)
Radio Don Bosco, tantanan'ny fianakaviam-be salezianina eto M/car. nanomboka nandefa ny fandaharany 1° ny 26 jona 1996. feno 10 taona izy t@ ity taona ity. raisina sy azo henoina eo @ mari-drefy 93.400 MHz
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Anjariliva
Nampiditra : ledada
Daty : 17/11/2006 09:37
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0131