NANDAO IZY (Ankaizina J24)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NANDAO IZYIanao no safidiko
Ao am-poko ao
Ianao no tadidiko
Fa tsisy ankoatra anao
Dia, lasa ianao nandao
Nanda ilay fangatahako
Indrisy mantsy aho
Marary ny ato anatiko
Sanatria ry malala
Raha ianao no tsy ho ahy
Ity foko izay adala
Marary ny ati-fanahy
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana