Commentaire à propos de Le Don de mon cœur,

Revenir à Le Don de mon cœur,
fahamarinana ( 09/08/2009 19:02)
Tres jolie lettre d'adieu comme il n'en existe pas !....
Mampalahelo ilay tantara nefa tsara koa ilay fiafarana satria be ny fitiavana ka ny maha-sambatra ilay tiana no katsahina voalohany indrindra .Eny !! Na dia efa vesarin'ny halahelo tsy hita popoka aza dia mbola maniry ny fahasambaran'ilay malala !!.....! Mampahatsiaro tantara iray ! (-:
Misaotra Maeva dia misaotra ny Mpanoratra"anonyme" ihany koa !
Faha
maeva74 ( 09/08/2009 19:10)
Misaotra an' i fahamarinana indray. Ny mitia ve? Mahavariana tokoa , izay ilay fitia madio tsy arahim-pialonana , mikatsaka ny aha-soa hatrany e! Na mafy sy marary ary dia hezahina ny ekena satria " Mahery ny fitia " .
Ho tonga any amin' ilay mpanoratra " Anonyme" ny hafatrao e!
fahamarinana ( 09/08/2009 19:19)
Misaotra akia!
Tena marina tanteraka ilay voalaza ,io fanetre-tena io mazana nefa mitarika any amin'ny fisarahana ....sa diso fandray aho ?
Azavaiko : satria tsy miady intsony fa manaiky izay fipoitrany eo...nefa ny Fitiavana raha ny tokony ho izy dia ady sy tolona isan'nadro fa kosa mamyfoana na izany aza !! :-)
maeva74 ( 09/08/2009 19:32)
Ka ilay fitia tsy toy ilay mahazatra fa hafa kely " FITIA VOARARA VAO NIATOMBOKA" "IZAHO TSY HANDROBA IZAY ENY AN-TANANAO" hoy ireo hiran' i Poopy e!
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092