Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny Si tu voulais qu'on s'aime...
Hiverina amin'ny Si tu voulais qu'on s'aime...
fahamarinana (
09/08/2009 19:14)
Kay !! tsara akia zany tononkalo izany sy ny kialao-teny ampiasiana ao antiny ! Inay aho mba mpanoratra f'angamba dia ho voalazako daholo ny rehetra ato anatiko ,saingy indrisy fa samy manana ny fahasoavana sy talenta azony ! Mankasitraka be !
Faha
Faha
maeva74 (
09/08/2009 19:20)
Tsy mitsahatra ny misaotra an' i fahamarianana foana! ho tonga any amin' ilay " ANONYME " ny hafatra
fahamarinana (
09/08/2009 19:22)
Aza sasatra misaotra Maeva a,tout le plaisir est pour moi ,hono ! Faran'ny tiako ny mamaky sy mamakafaka Tononkalo ! tokoa moa zany !
Faha
Faha
