You are here: home > Vetso

Gitara - Antenaina

Azo vakiana?

Ny feony miparasaka sady mitaraina,
Toa senton’olon’ory izay mamoifo,
Mitsatoka mandoaka ny vololon’aina,
Mitondra fiononana, mampisento ko’.

Hevitra mandeha

Laaris (30/07/2012 07:55:59)

Io lay tendry tokana hoy reo akama
fanalana azy eto @tanàna
Io n vadk faharoa hoy lay rahalahiko
Io rhf mcharme mambabo n fanahiko
Gitara n anarany na koa hoe Glita
io zvt io ko fikotina sipa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Antenaina

Nampiditra : Mijamiary
Daty : 23/07/2012
Mpamangy : 1180
Mankafy : 0