~ASA SORATRA~ (Antsa B.)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Asa soratra vetsohaingampanahy
hirahira vetim-beteso
hifanala sorisory isika
ampiadio ny rima
alaharo ny tsaikona sy ny gadona
atao ho heno any ambany rina
satry ny mpianakavy mivondrona
aza ato antsirambiny
mba tsy hisy tomika
raha tsy ampy ampanarao ny ambiny
na koa hifanampiantsika
rahalay,ranabavy
asehoy ny talenta
miresaha aza mavavy
fa efa mira ny lenta
(R.A.A.Z.N)
--------
Rohy:
https://vetso.serasera.org/tonokalo/antsa-b/asa-soratra
Hevitra mandeha

zurahrakotonanahary
(
04/11/2018 15:12)
mba haingam-panahy fotsiny
triko ny hanoy izany amin'ny andro mpiainako retra
triko ny hanoy izany amin'ny andro mpiainako retra

zurahrakotonanahary
(
04/11/2018 16:08)
malagasy.asandrato gasy.hamasiny nx gasy

raims randriamalala
(
05/11/2018 16:45)
Mafinaritra rehefa tia manoratra tahaka r'ise a, saingy mila ezaka be, tsy akory manamaivana ny ainga anatinao fa mbola mila ezaka hatrany indrindra ny tsipelin-teny izay maha-izy ny tononkalo, tohizo ny ezaka e