inona marina kay ny hoe f'tiavana (antsa RAHAMEFIARISOA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
soa fa f'tia vao mitsiry
enny na d mbola haniry
fa ny tena tsara d ianao manambara
fa ilaina ny f'tiavana tsara fara

marina fa mety tsy hamoa
nefa ilaina hifoha
halalana izany hoe lavina
sy koa ny tena f'tiavana

ny tena tsara ho fantatra d izao
ny famborahana ny ao anaty ao
ka na mankarary io na mahasalama
ny tanjona d ny mba tena hinamanana

sarotra n hamaritra izany
nefa ilaina na d mampitomany
fa ny tena ao am-po
ka aloaky ny vava,d atao mahasoa

eny na d tena f'tiavana
d tsy atao mankahy ar tsy lavina
fa aloaka @ vava ar tena @fo
na d ts miteny az n ao am-po

ny filazàna ny ao am-po
no tena f'tiavana tokoa
na tsara io na ratsy
d ts fatao ny manao valifaty

koa tadidio ary tsarovy
fa na d mamy àz ny nofy
raha ts mety izay rehetra izay
d tsara ihany ny hoe "veloma mandrakizay"
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
2700 1
Mpakafy: Vitsikakely
Hevitra mandeha
Malalason ( 06/12/2007 08:50)
Mirary an'i astnA ho lasa lavitra eo fanoratana...
fa raha fitiavana no resahana dia izao no mba azoko lazaina : Ny fitiavana sora-jandiana, ka samy mifidy izay loko tiany, izy io rahateo hafahafa satria na ijaliana aza dia atao ihany ...
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : antsa RAHAMEFIARISOA
Nampiditra : astnA
Daty : 05/12/2007 14:45
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0706