... (Antson'ny Avo )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Betsaka no nilaza fa: tia
Dia nampanantena ny kintana,
Fa, imolotra ny hoe doria!
Dia lasana izy avy eo niridana.

Ianao koa ve toy ireny?
Hoy aho nandinika ny aminy,
Tsia! Hoy ny foko nihiaka niteny.
Mino satria tena babony.

Antson'ny Avo
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
48 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Antson'ny Avo
Nampiditra : AntsoNA
Daty : 25/02/2025 17:48
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0132