Hevitra momba ny POUR QUE TU M'AIMES

Hiverina amin'ny POUR QUE TU M'AIMES
rina15 ( 23/03/2026 07:24)
Misaotra Ikalamako nanome aina foana a
ikalamako ( 25/03/2026 21:52)
noantsaiko pour que tu m'aimes ! (hehy - tranga lela)
vazivazy iray an-dàlana r'ise fa mahafinaritra foana mamelona amim-peo ny aingam-panahinareo. Ianareo no isaorana.
rina15 ( 26/03/2026 10:51)
Ikalamako!!! efa misy feony io raha hirainao...kkkk
ikalamako ( 26/03/2026 11:41)
tsss, amin'ity feo kadradraka ? (toran'ny hehy)
Tena aleo hilamina fa ilay miantsa ihany no mba azo iafiana (tsiky)
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096