You are here: home > Vetso

VADIKO - arovana

malala tena tiako
mampito ny faniriako
tiako ka nosafidiako
sanatria ny hoe ariako
ianao akia tiako
ny ankoatra anao tsy ahoako
fa ianao tena mamiko

Sokajy : fiainana, Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : arovana

Nampiditra : naje
Daty : 11/09/2019
Mpamangy : 98
Mankafy : 2
Ankafizo Azo vakiana?

Hametraka hevitra

Midira aloha