Ny tono tsy hikalo Ny kal (ArYVelonA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny tono tsy hikalo
Ny kalo tsy hanona
Fa ny fo zay efa serina
No hanonona sy hikalo
Ny ventinkevitra ato anatiko
Ny fo natselatry ny hafo
--------
Rohy:
Sokajy : manokana - fiainana
606 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ArYVelonA
Nampiditra : ArYVelonA7
Daty : 05/01/2018 08:38
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138