Hevitra momba ny Ry Madagasikara Am-Perin'asa

Hiverina amin'ny Ry Madagasikara Am-Perin'asa
todisoa2 ( 15/02/2008 15:24)
hihihihihi
endrika01 ( 03/07/2009 17:04)
.....mifanolora tanana,mifanomeza hery...

Mbola tsy takatry ny maro a
endrika01 ( 03/07/2009 17:07)
.....mifanolora tanana,mifanomeza hery...

Mbola tsy takatry ny maro anisa Ankehitrio!!!
hery ( 12/07/2009 22:12)
Mbola mitombona ve ity tononkalon'i Avylavitra ity? :-p
tsiambaratelo ( 19/07/2009 09:23)
47 taona 'zao no lasa
zava-maro be no nokinasa
nisy ny tafita tao koa ny tsy vita
ny hanefa ireny no ndeha ho voaditsika.


Azo soloina amzay ve hoe,50taona....:D
mangamaso ( 27/07/2009 17:29)
Tsara e! mankasitraka
hery ( 29/05/2023 16:41)
Sao dia mba ny Malagasy tokoa ary no efa voaozona
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4514