Hevitra momba ny Mon destin
Hiverina amin'ny Mon destin
BEN (
12/04/2005 14:08)
Tononkalo somary mampalahelo nefa azon'ny rehetra vakiana satria zavatra matetika mitranga eo amn'ny fiainana ara-pitiavana, indrindra ho an'ireo izay nilaozan'ny olon-tiany.
