You are here: home > Vetso

AINGA-MPANAHY...(tohiny) - BESORONGOLA

AINGA-MPANAHY...
Ka lasa nidify  nanidina
niova ho hira nisidina
nitety ny tontolo niodidina
...dia lasa
navelany teo ny elanelana
adinony teo ny fotoana
toa tadio mandalo miserana
...ka tsy tana
any an- habakabaka,
eny andohasa
eny an-kebakeba tany
any am- paravodilanitra
...efa dila

Mombamomba

Mpanoratra : BESORONGOLA

Nampiditra : besorongola
Daty : 11/11/2003
Mpamangy : 613
Mankafy : 0
Ankafizo Azo vakiana?

Tononkalo hafa

Ahy ny teniko

Hametraka hevitra

Midira aloha