Ny Mpanorotra (CATMAJ)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Androany marainaNifoha aho dia noraisiko ny penina
Dia nanoratra satria mba misy tiko ho tenenina
Tsy nataoko ambava fa niezahako raketiko an-tsoratra
Mba ho tadidy, tsy ho voafafa fa hijanona toy ny olatra
Tsy namorana aho ary tsy nanakatra ny tsitakatro
Fa izay efa misy tao an-tsaiko
Dia iny ihany no lazaiko
Na tsy misy mpakafy tsy maninona fa izay no fantatro
CATMAJ
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy