Enimpitia (chipie1)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
sambatra ny mitia
tsy mahay mankahala
fa ety antany ety
be ny mpanadala

Endrika faly fona
na voky zany na nona
Na vizana ny saina
Eny na malaindaina

hafa raha samihafa
toa tsy nisy teny na tafa
fa tonga dia mifankafy
rehefa henika ilay fitia
--------
Rohy:
734 1
Mpakafy: mumu
Hevitra mandeha
chipie1 ( 28/01/2005 18:12)
enimpitia = henika fitia fa tsy hoe 6fitia akory hihihi
papozy ( 28/01/2005 22:35)
tsara ilay izy fa mba tohizo eh
nikopol ( 29/01/2005 11:04)
Misy feony ve io ry chipie?
chipie1 ( 29/01/2005 12:51)
papozy> mba manoratroratra e hihhi , raha mazoto dia mety hanohy lol, saotra anao,
nikopol > tsy misy fa misaotra lol
ikaretsaka ( 31/01/2005 05:02)
mety ka!
yonikafopl ( 31/01/2005 20:42)
bravo chipie1, tsara fa tohizo
hihihihihi ilay we tonga dia mifankafy rehefa henika ilay fitia hummmmmmmmmmm
chipie1 ( 01/02/2005 10:00)
saotra e!
sipagasy ( 02/07/2005 15:17)
cousine mmmhhhhhh hihi
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : chipie1
Nampiditra : chipie1
Daty : 28/01/2005 18:11
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0132