ireo adalana (creta)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ireo adalana vitako
Zary anenenako
Ireo hadisoana nataoko
Tsy ho averiko
Ireo lalandratsiko
Ho amboariko

Ny adalana, ireo abibina
Nitondra fahoriana
Tsy averiko intsony
Tsy ataoko intsony
Efa nanenenako avokoa
Tsy ho averiko manindroa
--------
Rohy:
Sokajy : Nenina
1215 4
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : creta
Nampiditra : tovomanana5
Daty : 22/05/2016 14:43
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097