Commentaire à propos de Tarafiko

Revenir à Tarafiko
bichette ( 04/05/2005 14:32)
tsara dia tsara.
DadaRabe ( 15/05/2005 11:19)
miasoatra an'Bichette
DdRb
DadaRabe ( 15/05/2005 11:19)
"misaotra" mantsy é!
DdRb
doum ( 27/07/2005 19:04)
misaotra ry dadarabe a
mbola misy ve
za tena mbola mitady fona
tahaka le voamadilo e
vo midify defa mitady :-)
DadaRabe ( 01/08/2005 13:38)
Andraso ary é!
Ilay voamadilo koa efa masaka rahateo:-)
doum ( 02/08/2005 18:31)
ie
dia miandry ary aho a!
ao fa halefako ny adresseko handefasanao azy
moa raha sahirana hianao dia afaka alaiko nge , sady ny misy antsika tsy dia mifanalavitra ihany koa ;
eto akaiky ny misy anareo eto ihany aho, sady raha halefanao net soa tsaingohan'i Hery ao ilay voamadilo anjarako koa, sady he izan izy efa masaka :-) :-)
DadaRabe ( 03/08/2005 11:06)
Efa nifindra toerana aho taorian'ny novembre 2004 ka asa raha mbola akaiky anao ilay vaovao. :-)
DadaRabe@aol.com no adiresy mail-ko.
doum ( 19/09/2005 11:27)
Dadarabe a
miandry le tononkalo nge za io refa mba afaka mandefa azy enao e
dia misaotra mialoha indrindra
DadaRabe ( 20/09/2005 13:15)
ka aiza nefa ilay handefasako azy ry Doum?
DdRb
dadarabe ( 06/08/2009 00:09)
Ary nankaiza tokoa fa efa ho 4 taona izay i >Doum no tsy hita ;-)
Nirilala ( 06/08/2009 01:52)
Tena tsara be koa ity tononkalon'i dadarabe ity. Mahafinaritra daholo izay novakiako fa tena ao amin'ilay "style" ankafiziko. Firy izao ny tononkalo nosoratan'i dadarabe?
dadarabe ( 06/08/2009 10:02)
Misaotra Nirilala à !
dadarabe ( 06/08/2009 12:14)
700 mahery eo ho eo !
Zozoro ( 06/08/2009 13:48)
Kanto tokoa...
andry 1000 ( 18/04/2015 07:57)
tena kanto, kely mafonja e!!! lasa mpankafy ny tenanay e!! aiza no ahitana ny boky misy ny asasoratry dadarabe azafady.??
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095