Tsy dikany (Detekitiva El - FADAR)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy izao rehetra izao
Nomety aminao
Fa izao ! tsy dikany ianao raha
Izany ny fihevitrao
Tsy ny harena no entina
Fa ny fahendrena Vetesina
Fa izao tano ny anao
dia olom-banona ianao
Amin'ny zavatra izay atao
Fa tsy dikany ianao
Raha manaraka izao tontolo izao
Ka tsy mijery ny hafa
Fa ny tenanao
No mbanjininao

Detekitive EL-FADAR 23/11/04 DOCM Cyber Ank/tsy
--------
Rohy:
732 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Detekitiva El - FADAR
Nampiditra : detekitive
Daty : 23/11/2004 09:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0126