LEO (Erictsoa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry tany feno akaso
Tsy ilaozan_dranomaso
Feo anao ny akasoparana
Fingafingan' ireo namana
Famitahan' olotiana
Hirifirim_pijaliana
Sento no mba takatrao
Tomany foana lava izao
Leo anao ny foko
Leo anao tanteraka
Leo tolokoloko
Leo no sady reraka
Tsy mahatraka intsony
Andeha aho tsy hiverina
Andao tsy misy nenina
Hiala lavitra eto
Handao 'reo sentosento
Hany mba sakafonao
Eny hande tsy ho itanao
Hamafa ireo tomany
Ho faty andao ny tany
--------
Rohy:
1422 0
Hevitra mandeha
romialisonericrafilantsoa ( 29/08/2016 07:13)
Sarotra ny miaina ary tena mampamoifo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Erictsoa
Nampiditra : romialisonericrafilantsoa
Daty : 29/08/2016 07:09
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014