Mandroso sa mihemotra ny (ESjii)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mandroso sa mihemotra ny dingana?Fa toa miazakazaka tratran'ny miadana.
Mba diovy ry Ray, ny aretina tsy handringana;
Ary sitrano ny ratra, mba hiverina amin'ny laoniny vandana.
--------
Rohy: