You are here: home > Vetso

mora loatra! - Falisoa Daniel

Azo vakiana?

  


   Dia tsy nojereny akory,
   mora loatra ka nilaozany
   fa nataony jery vilana.
   Nianjona izy ka dia lasa
   tsy nitodika fa iny rifatra iny!

   Tsy niasany saina akory,
   kely loatra ka tsy hitany
   fa nataony indray manilika.
   Nihivina izy ka tsy tana
   tsy niherika fa iny mokitra iny!

   ................................
   ................................
   ................................


                   Falisoa Daniel
  

Sokajy : Fiainana, Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Falisoa Daniel

Nampiditra : coline
Daty : 15/10/2005
Mpamangy : 800
Mankafy : 1