revellion (fanilo)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tapitra ny taona ka avelao ny laona
fa andao hifety faran'ny taona
rehefa vita izay
dia andao indray
hifapiaramba .
--------
Rohy: