Ampidiro aloha ny tenimiafina
poeta a! (FANIRY MAMY TANTELY)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
poeta a!ianao no kanovo mpitety ny sahasy motro hamasahan'ny soratra kanto
mpitatitra ny herin'ny aingam-panahy
dia ilay loharano mikoriana tsy miato
zinaranao ny akon'ny vetso maredona
izay rivo-pitia mahery fitsoka
mahatonga ny peninao mbola hitrebona
sy ny ranomaintiny hipololotra
faniry mamy tantely
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : FANIRY MAMY TANTELYNampiditra : mamytantelyfaniry
Daty : 26/07/2018 11:33
