saratiana (felana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
lasa enao manirery aho satria mahatsiaro anao ,toa tsy hitako zay lazaina fa vahotra ny vavako badenina ny lohako toa tsy haiko aiza aho fa planeta hafa mihintsy angamba no misy ahy toa tampindalankaleha lasa ny saina de mieritreritra fa nofy ihany zany angamba fa tsy nino zay noteneninao fa andeha enao eny tsy hanakana aho satria safidinao ny andeha ny hany sisa azoko ataoko de miaina anaty nofy ....fa eo akaikiko enao de sambatra aho tsy hanotany akory ny hoe nahoana na satria ...mino aho fa indray andro mbola ho tsapanao fa izaho irery ihany no afaka hitia anao amin'ny maha enao ....tsy kivy
--------
Rohy:
Sokajy : Fisarahana
1150 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : felana
Nampiditra : malala2006
Daty : 12/10/2006 22:18
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143