Izay ve no lahatra (Fenosoa eli)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
alahelo tsiahy tohaina no nandratra zany fok,ianao zay nantenaik toa milaza ho tsy tia.

De sahinanw v ny namadika dina
--------
Rohy:
1498 0
Hevitra mandeha
FENOSOA2 ( 09/08/2013 11:26)
Atolotra hoany ravaka ao ambatondrazaka
hasiniony ( 09/08/2013 19:19)
...?
fiafarana mahonena
fiafarana mampitsetra

izao no sisa fiafarany
izay no sisa fara-sitraka
dia hilaozany any ho any
ny malalany solifatra?

toy ny lolo sy ny vony
tafahintsana amin'ny taniny:
tsy hahafantatra azy intsony
ilay nitsentsika ny maminy !
DotMG ( 10/08/2013 04:58)
Somary mahonena ny mahita mpanoratra tononkalo tsy miezaka mifehy ny fomba fanoratra teny malagasy araka ny fenitra nanaovana azy, na minia te-hisongadina ka mieritreritra fa kanto ny fampiasana ny fomba fanoratra "SMS".

Mba satriko any, iriko, raha ho toy izao no nanoratana ito tononkalo ito :

Alahelo tsy hay tohaina no nandratra izany foko, ianao izay nantenaiko toa milaza ho tsy tia.
Dia sahinao ve ny namadika dina sy ireo voady izay nekena? Toa azo ekena ihany ilay namadika an'i Adama
Na dia mbola tia aza ianao
Dia ho avadiko pejy
Skual.R ( 10/08/2013 16:38)
tsara ilay mifanitsy am-pitiavana toy izao
FENOSOA2 ( 20/08/2013 14:01)
slm dhl?.ka ts izn ng ry zareo fa le fhn tena mahatonga anio e! pejy n ts ampy.misaotra n d zn az fa ezaka ny anarina
Skual.R ( 20/08/2013 16:41)
Izaho koa mampiasa phone fa tokony tsy misy olana izany.ny tononkalonao ange tsy ratsy e! Tsara io satria mivoaka avy ao am-ponao.Fa izao fotsiny, aza mampiasa fanafohezan-teny e!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fenosoa eli
Nampiditra : FENOSOA2
Daty : 09/08/2013 11:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138