Ianao ry sombiniaiko (Fohery)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao ry sombinaiko
No hany sisa antenaiko
Hanasitrana ny fery
Sy hitsimpona ny very
Fa ny amiko efa vita
Andro vitsivitsy sisa
Efa tomotra aoka izany
Ny ora iainako eto an-tany
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana - fiainana
680 1
Mpakafy: fohery
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fohery
Nampiditra : fohery
Daty : 26/11/2018 10:34
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013