You are here: home > Vetso

Ny Fahasambarana - FRANCIS TURBO

Azo vakiana?

Rehefa nataoko ny fandinihana,
Ny fahasambarana eto an-tany,
Dia ny olona roa mifamihina,
Sy mifampitolona ambony-ambany..

Sokajy : Fiainana

Mombamomba

Mpanoratra : FRANCIS TURBO

Nampiditra : ledada
Daty : 29/11/2006
Mpamangy : 18467
Mankafy : 3

Tononkalo hafa

ASA IANAO RAHA MATSIKARITRA