...DIA MANORATRA AHO ! (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
...DIA MANORATRA AHO !





Rehefa misy zavatra
mba tonga ao am-po
ho any amin'ny tanana
dia manoratra aho
fa mivesatra hafatra
tsara havoaka tokoa
mbola tsy azo sakanana
mivoy ainga vao !




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
396 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121