ADALA SY HENDRY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ADALA SY HENDRY




Ny adala fantatra amin'ny teniny,
ny hendry amin'ny fanginany,
na rahoviana na rahoviana ;
izany akory tsy ho hay afeniny,
ao amin'izay ny fanambinany
sy ny fanenenana mangina.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
867 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117