ADY RIMA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ADY RIMAFifaliana
fitahiana,
fahendrena,
volamena,
fihavanana
fiadanana,
fahazavana,
fahagagana,
fandaharana,
hasambarana,
fandrafetana,
fampaharetana,
fampiononana,
fampiombonana,
fahamarinana
fanambinana,
fahalavirana,
fandosirana,
fanesoana,
fandotoana,
fandatsana,
fandratrana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo - Aingam-panahy
Fans:
voarysoaniainahasina1
