Ampidiro aloha ny tenimiafina
AINGA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AINGA Ny zavatra tsikaritra
mbola avy
ahitana nofinofy fy,
ainga mahafinaritra
ny vehivavy
eto amin'ity tany ity.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
