AKAIKY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AKAIKYIzay tia fianarana,
akaiky fahaizana
mandrakariva
fa fandaharana
lavi-pamaizana
sy tsy mba iva.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
