ALAOVALO (Fredy Jaofera)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ALAOVALO




Alaovalo
ny fitiavako anao,
na nandalo
ka avia anjakao.



Alaovalo
ny tantara nisy,
na very kalo
anio re, indrisy.



Alaovalo
ny mamy tiana,
na natakalo
teo nangingina.



Alaovalo
ny fanantenana;
na mimalo
fa mbola mafana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
112 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 04/01/2024 20:06
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0155