ALEO KOKOA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ALEO KOKOA





Aleo kokoa
manam-piadanana
noho ny manan-drariny :
izany tokoa
no ananganana
ny hoavy ka tsy ariny !





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
529 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116