AMBONY SA AMBANY ? (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AMBONY SA AMBANY ?





Ny olona ambony,
mitady ny Marina
tsy misy lonilony
ka mora miarina.



Ny olona ambany,
mitady ny lainga
ka tratra hatrany
isaky ny miainga.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
530 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fredy Jaofera
Inséré par : 3004
Date : 26/06/2023 18:18
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012