AMIN'NY FANAHINY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AMIN'NY FANAHINYNy hamantarana
ny olona tsara
dia amin'ny fanahiny,
no fananarana
azoko ambara,
sy ny tigetra arahiny.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
