AMIN'NY VAVAKA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AMIN'NY VAVAKAIadio
amin'ny vavaka
ny tolonao rehetra,
Itokio
fa dia ho afaka,
tsy hisy iray hitoetra.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Ahy - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana