AMPAHANY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AMPAHANY




Hoy aho malaky
raha toa tsy hay
ny momba azy sy ny sahany :
tsy misy mpamaky
hahazo boky iray
raha tsy niaina ny ampahany.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
63 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 27/03/2024 19:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144