Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMPIANARINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AMPIANARINATsy ilaina ny avona,
na mody amboarina
mba tsy ho taratra ;
tsy misy manjavona
rehefa ampianarina
ny tokony ho fantatra.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
