ANDRASO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANDRASONy maso
no miteny kokoa
noho ny vava,
andraso
fa tafitanao moa
ny nanazava.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
