ANGALARINA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANGALARINATsara voatra,
mampanahy
sao angalarina :
manja loatra
ianao ho ahy
raha ny marina.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
