Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANKAHALAINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANKAHALAINARehefa azo tantaraina
ny tranga anankiray
fa tsy amboarina,
tsy misy ankahalaina
mihoatra noho izay
milaza ny Marina.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
