ARAHINA ASA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ARAHINA ASATsy vitan'ny vava
ny zava-drehetra
fa arahina asa
vao hanavatsava
tsy hisy fepetra
ireo izay kinasa.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
