You are here: home > Vetso

AZA IHOMEHEZANA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?



AZA IHOMEHEZANA





Aza ihomehezana
'lay olona maty an-drano
raha mbola tsy niampita toa an'iny
fa dia hakelezana
izany tsy nahita angano
ka sao hanody sy hahazo tsiny !




Fredy JAOFERA


Hametraka hevitra

Midira aloha